Dikan'ny teny : tsinjovina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsinjo) mt. ih. (tsinjovy): Jerena avy amin'ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay er? an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny! tt Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel