Dikan'ny teny : tsinkasina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fianjerana mitsimbadfmbadika na mikodiadia. - t.i.f.: Atsinkasina, voatainkasina, tafatsinkasina / manatsinkasina, fanatsinkasina, mpanatsinkasina / anatsinkasinana, fanatsinkasinana / mitsinkasina, fitsinkasina, mpitsinkasina / itsinkasinana, fitsinkasinana / mahatsinkasina I tsinkasinkasina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel