Dikan'ny teny : tsinontsinona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. na p.t.: Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanan izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona Andriamanitra. 1 Zavatratsy misy antony, tsy misy fotony: lanao koa taitra amin' ny tsinontsinona. (• pst.: Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin'izay zavatra tsinontsinona. / Olona tsinontsinona no fiheverako an'iny lehilahy iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel