Dikan'ny teny : tsinontsona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsontsona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsontsona, voasafosafo: Notsinontsony ilay saka dia natory teo am-pofoany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel