Dikan'ny teny : tsintsina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa. - Kely ohatra ny taintsina: kely dia kely tokoa. * Ohab.: Tsintsindahy mi-tondra vonim-bero ka izay eran'ny vava no entina: enti-milaza olona manao fanomezana, araka ny fananany na izay mety ho vitany. Ahitsio
2 a.: Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an'ila. - t.i.f : Tsintsinina, voat sin-t sina I mitsintsina, fitsintsina, mpitsintsina / itsintsinana, fitsintsinana I mahatsintsina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel