Dikan'ny teny : tsintsindrana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Toetran'ny zavatra lava izay mihoatra na manivaka amin'ny namany iray laharana aminy. - t.i.f.: Atsintsindrana, tafatsintsindrana I manatsintsindrana, fanatsintsindrana, mpanatsintsindranal anatsintsindranana, fanatsintsindranana I mahatsintsindrana / t sin tsin d rantsin dr ana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel