Dikan'ny teny : tsiny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanamelohan'ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon'ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin'ny rainy izy noho ny ditra nataony. 1 Ota, fahotana: Mbola :axa tsy manan-tsiny izy io. 1 Ki-1ema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao, 1 Tsinina, voatsiny I maniny, faniny, mpaninY I aniniana, faniniana. - F.-p.: Manala tsiny: mana-f aka izay mety ho hadisoana. / Manome tsiny: manome adidy, manameloka. 1 Miala tsiny: manala tsiny ny tena, mandio tena. ¶ M.h.: Teny, faniniana, tebaka, tenitra, nenitra, kizaka, kiana, adidy, fanadidiana, safay, fondra), heloka, soketa, lolotramalona, feta, voina, latsa, ngidin-koditra, likiliky, tevidoha, ota fady. — Miala tsiny, miala fondra), miala salohy fito, miala va-va. —Manama tain y, maniny, manenitra, be tenitra, be nenitra, manome adidy, mikizaka, manakiana, manome fondro, mampitondra loza, mampiraingi-keloka, manome soketa, manatsikera, manebaka, mameta, mampangidy hoditra. Ahitsio
2 a.: Fanamafisana vy amin'ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. - t.i.f.: Tsinfna, voatsiny / maniny, faniny, mpaniny / aniniana, faniniana I mahatsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel