Dikan'ny teny : tsioka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. - t.i.f.: Tsiofina, voatsioka I mitsioka, fitsioka I tsiotsiofina I tsiotsloka I maniotsioka. - F.-p.: An-tsioka: avy amin' ny toerana iavian'ny rivotra; lavitra dia lavitra, any lavitra. J Ankatsio-drivotra: amin'ny toerana talaky rivotra tsara. J Tsio-kanina: mampibohibohy kibo (ilazana indrindra ny vantotr'akoho kely izay mibontsin'ny rivotra ny hodiny amin'ny faritra sasantsasan'ny tenany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel