Dikan'ny teny : tsipahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipaka) mt. ih. (tsipaho): Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny. ? Atosika amin'ny tongotra: Tsipahiny foana ny lamba firakofana rehefa matory izy. t• Tsy raisina, tsy ekena, lavina: Notsipahiko ny heviny ka tezitra izy. ? Ariana: Notsipahiny tsy ho zanany intsony Randria fa maditra loatra. - t.i.f. :Mitsipaikona, fitsipaikona / tsipaikompaikona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel