Dikan'ny teny : tsipaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandakana; fanoherana amin'ny tongotra; fanoherana, fandavana. - t.i.f.: Tsipahina, voatsipaka, tsinipaka 1 manipaka, fanipaka, mpanipaka 1 anipahana, fanipahana I mitsipaka, fitsipaka, mpitsipaka J itsipahana, fitsipahana 1 mahatsipaka 1 tsipatsipaka. - F,-p.: Tsipaky ny hehy: miolanolan'ny hehy; toran' ny hehy. * Ohab.: Ny ana-dray amandreny toy ny tsipak'ombalahy: raha mahauoa mahafaty, raha tsy mahavoa mahafanina: enti-milaza ny tsy tokony hanaovana tsinontsinona ny tenin-dray aman-dreny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel