Dikan'ny teny : tsipelana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voninkazo maniry ho azy eny amoron-drano sy amin'ny tany mandomando, izay mifandraidraika ainin'ny lisy vazaha ny felany: fotsy misy sorany volomparasy kely mitsoriaka eo afovoany ary iray monja isan-tahony fa ankavitsiana no mba misy roa. Zavamaniry nanaitra loatra ny Ntaolo ny tsipelana ka nampidiriny amin'ny hain-teny, toy ny hoe: "Midona ny orana any Ankaratra / Vaky tsipelana ny eny Anjafy / Tomanitomany Razanaboromanga" Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel