Dikan'ny teny : tsipihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipika) mt ih. (taipiho): Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an'i Dada. • Vonoina arnin'ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel