Dikan'ny teny : tsipika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Soritra mahitsy: Ny tsipipanohizana dia taipika kely manakamban-teny. - t.i.f.: Tsipihina, voatsipika 1 mitsipika, fitsipika, mpitsipika 1 itsipihana, fitsipihana 1 mahatsipika 1 tsipitsipika. Ahitsio
2 a.: Tontam-boalavo. ~ Karazam-piadiana na fihazana vita amin'ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron'ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin'ny tady ny zana-tsipfka (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanna intsony ka atosik'ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin'ny toerana na zavatra kendrena halehany. Ahitsio
3 p.t.: Fano hipoka, tsepoka, jibika. Ahitsio
4 a.: Fifindrana mandingana na mitsambikina. - t.i.f.: Tafatsipika 1 mitsipika, fitsipika, mpitsipika 1 itsipihana, fitsipihana 1 mahatsipika 1 tsipitsipika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel