Dikan'ny teny : tsipikely

Hampiditra dikany vaovao
1 a. (ny manao): Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr'akoho telo nefa mandoa indray avy eo sady fanina mandrafngiraingy; nataon' ny mpampinona ho "resy" ihany ny manao tsipikely, raha hitany, ka darofany fanoto matetika ho faty, raha tsy tratra voatakontakon' ny havany angaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel