Dikan'ny teny : tsipilavaka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Antsipilavaka a.: Vato fisapisaka boribory atsipin'ny ankizy mba hiditra amin'ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel