Dikan'ny teny : tsipindy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famelezana amin' ny rantsan-tanana, izay aforitra dia alefa tampoka hipaika amin'ilay asiana. - t.i.f.: Tsipindina, atsipindy, voatsipindy J manatsipindy, fanatsipindy, mpanatsipindy J anatsipindiana, fanatsipindiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel