Dikan'ny teny : tsipisandry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin'izany akariny ka ataonY miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel