Dikan'ny teny : tsipoapoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra vita amin'ny vanja nofonosina izay mipoaka nony arehitra ny lahiny: Apoapoakan'ny ankizy madinika ny tsipoapoaka rehefa amin'ny andro fetim-pirenena. ? Zaitran'akanjo nasiana mibontsimbontsina mba ho haingony. ~ Anaran-kazo izay mipoapoaka ny voniny rehefa hitsahina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel