Dikan'ny teny : tsipolitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny enti-milaza ny voa sy ny vonin'ny anantsfnahy rehefa antitra; misy toa faraingo kely vitsivitsy ny tendron'ny tsipolitra izay raha vao voakasiky ny lamba dia miraikitra aminy. * Ohab.: Tahaka ny tsipolitra: antitra vao tia sangy: enti-milaza ny olona efa zokinjokiny ihany nefs mbola manao zavatra na fihetsika tsy antonona ny taonany intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel