Dikan'ny teny : tsipoy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin'ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel