Dikan'ny teny : tsipy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandefasan-javatra amin'n? tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana. - t.i.f•: Tsipazana, atsipy, voatsipy, tafatsipy 1 manipy, fanipy, mpanipy 1 anipàzana, fanipàzana 1 mahatsipy 1 tsipitsipy. - F,-p.: Tsipy sandry: jer. Tsipisandry. J Tsipy voavitsy: fandehandehanana tsy misy antony. / Tsipy ahitra: tsy fitandremana. I Tsipy lavaka: jer. Tsipilavaka. / Tsipy tany: mitovy amin'ny tsipy ahitra. J Tsipy vato: fanaovan-tanisa amin'ny vato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel