Dikan'ny teny : tsiraka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tsirat3iraka a.: Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira. - t.i.f.: Mitsiraka, mitsiratsiraka, fitsiraka, fitsiratsiraka. Ahitsio
2 a.: Ny fasika eny amorondranomasina, ny moron-dranomasina: Monina any aretsiraka efa ho telo tao-na mahery izy izao. 1 Tanjona. ? Lefona lava zarana amakiana varavarana, - F.-p.: An-tsiraka: amorondranomasna. / Harena antsiraka: fananana any an-tany lavitra izay tsy azo ianteherana. / Vady an-tsiraka: vady tokantranomaso amindehilahy mandranto any anindran-tany any. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel