Dikan'ny teny : tsirambina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina, • p. mis: Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra o-mena azy. - t.i.f.: Mitsirambina, fitsirambina, mpitsirambina 1 tsirambindrambina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel