Dikan'ny teny : tsirangaranga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa. ~ p. t.: Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin'ny alina noho ny habetsahan'ny mpangalatra. i Li. f.: Mitsirangaranga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel