Dikan'ny teny : tsirara

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Toetran'ny olona potraka tafandry mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka. - t.i.f.: Atsirara, voatsirara, tafatsirara / manatsirara, fanatsirara, mpanatsirara 1 anatsirarana, fanatsirarana 1 mitsirara, fitsirara / itsirarana, fitsirarana 1 mahatsirara 1 tsirararara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel