Dikan'ny teny : tsiratsiraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiratsira) mt. ih. (tsiratsirao): Esoina, atao tsinontsinona, fotsifotsina, tevatevaina: Tsy azonao -tsiratsiraina mihitsy ny ray aman-dreninao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel