Dikan'ny teny : tsiravina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-taua nitana antsy. - t.i.f.: Mahatsiravina, fahatsiravina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel