Dikan'ny teny : tsirika

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fantsona lava ampidirana hazo kely maranitra izay tsofina ka mivoaka miriotra; ampiasaina hitifirana vorona madinika ny tsirika (ilay fantsona atao hoe renitsirika ary ireo hazo kely no zanatsirika). ~ Karazanjavamaniry fanao tsirika (Dypsis). Ahitsio
2 a.: Fizahana mba hijery, fanarangaranana. il t.i. f.: Tsirihina, voatsirika, tsinirika 1 mitsirika, fftsixika, mpitsirika 1 itsirihana, fitsi.rihana 1 mampitsirlka 1 mifampitsixika 1 mahatsirika 1 tsiritsirika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel