Dikan'ny teny : tsiriry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany. b: misy ihany koa n'y karazan- javamaniry antsoina hoe Tsiriry. jereo hira: .....tsiriry ahitra hono e tsy mba tsiriry vorona .... Ahitsio
2 a. Jar. Raobine Ahitsio
3 a.: Karazan'ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian'ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia la-sa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin'ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin'ny soa maharitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel