Dikan'ny teny : tsirivo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben'ny sandry no alaina; asiana dian-tsofa mitetitetika manodidina ny vatany ary tariby henjana toy ny vy amin'ny tahon'elo no atao fikasoka; mikaxantsana mafy ny feon'ny tsirivo satria feom-by, kanefa azo atao amin'izay feo ilaina rehetra izy, na malefaka na tohilava, na marisika na manambitamby eo amin'ny fiarahan-javamaneno. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel