Dikan'ny teny : tsiro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan'ny lela: Samy hafa mihitsy ny tsiron' ny voasary sy ny goavy. - t.i.f.: Manatsixo I matsiro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel