Dikan'ny teny : tsiry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao mise-ho: Tokony hotandremana tsara amin'ny biby ny tsirinjauamaniry. ~ Zavatra mivoaka avy amin-javatra hafa iray izay mitifitra mahitsy hatraiza hatraiza: Ny tsirimasoandro; ny tsirim-pahazaoana. - t.i.f.: Maniry, faniry, mpaniry 1 aniriana, faniriana 1 mitsiry, fitsiry, mpitsiry 1 itsiriana, fitsiriana. ΒΆ M.h.: Toraka, vazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel