Dikan'ny teny : tsitaitaika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Filatsahan-javatra tsy misesy fa mielanelana; fitetevana. •Fanenon-dakolosy maneno dia miato. ~ Fahatongavana tsy maro miaraka fa tsikelikely, miandalana. - t.i.f.: Atsitaitaika, tafatsitaitaika 1 manatsitaitaika, fanatsitaitaika, mpanatsitaitaika j anatsitaitaihana, fanatsitaitaihana I mitsitaitaika, fitsitaitaika, mpitsitaitaika I itsitaitaihana, fitsitaitaihana 1 mahatsitaitaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel