Dikan'ny teny : tsitialainga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lefona vola, be lela nentin'ny irak'Andriana taloha ho vavolombelon'ny fahefany handray olona voampanga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel