Dikan'ny teny : tsitsihina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana hazo (Dicoryphe viticoides). Ahitsio
2 (tsitsika) mt. ih. (tsitsiho): Anonontononana teny fanirian-tsoa, na ozona izay irina ho tonga amin' olona iray: Tsitsihina ny zaza atao hasoavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel