Dikan'ny teny : tsitsika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ozona irina hihatra amin'ny olona iray fanao amin'ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin'ny hasoavana. i t.i,f.: Tsitsihina, atsitsika, voatsitsika 1 mitsitsika, fitsitsika, mpitsitsika I itsitsihana, fitsitsihana I mahatsitsy, Ahitsio
2 (Br) a.: Patsaben-dranomamy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel