Dikan'ny teny : tsitsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina. - t.i.f.: Tsitsina, atsitsy, voatsitsy, l mitsitsy, fitsitsy, mpitsitsy 1 itsitsiana, fitsitsiana 1 mahatsitsy. Ahitsio
2 a.: Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rainjaza matetika no mitelina ny tsitsfn-ianany miaraka amin' ny akondro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel