Dikan'ny teny : tsivaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin' ny bingo, izay miditra kosa ny tongony, fa mivoaka mibaraingo ny lohaliny). 1 t. t f.: Tsivatsivaka 1 mitsivatsivaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel