Dikan'ny teny : tsivalana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivaian-kazo ny uaravarana mba ho mafy tsara ny hidin y. 1 Tsivalanana, atsivalana, voatsivalana, tafatsivalana 1 manatsivalana, fanatsivalana, mpanatsivalana 1 anatsivalanana, fanatsivalanana l mitsivalana, fitsivalana, mpitslvalana 1 itsivalanana, fitslvalanana 1 mahatsivalana 1 tsivalambalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel