Dikan'ny teny : tsivetraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana. i t. tf.: Atsivetraka, voatsivetraka, tafatsivetraka 1 manatsivetraka, fanatsivetraka, mpanatsivetraka 1 anataivetrahana, fanatsivetrahana l mitaivetraka, fitaivetraka, mpitsivetraka l itsivetrahana, fitsivetrahana 1 mahatsivetraka 1 tsivetrabetraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel