Dikan'ny teny : tsoahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsoahy) mt. ih,: Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra. 1 Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan'ny hidirany ao an-trano. • lao.: Hioertfivenjy foana ny zanakao raha uao tsoahanao ato amin' ity sekolY ianarany ity. 1 Foanana: Notsoahan 'ny fanjakana sahady ilay didy naooakany tamin'iray volana lasa, ~ Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako, 1 Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel