Dikan'ny teny : tsoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fanongotana, fanesorana hiala; fialana sy fandosirana. - t.i.f.: Tsoahana, voatsoaka, tafatsoaka l manatsoaka, fanatsoaka, mpanatsoaka 1 anatsoahana, fanatsoahana 1 mitsoaka, fitsoaka, mpitsoaka 1 mahatsoaka 1 tsoatsoaka. - Tsoak'ahitra: volon' ahitra tsoahana avy amin'ny fototra aniriany. / Tsoa-tokana: tsotra lava tsy misy famavany. / Tsoa-drambo: ilay nofo manaraka ny fotodrambon'ny omby. / Tsoape: fihazakazahana mafy, fanaovana tongotra an-katoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel