Dikan'ny teny : tsobo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitsarana taloha toy ny fampinomana ary mbola hita indraindray any anindran-tany mandraka ankehitriny: atsoboka ao anaty rano mangotraka ny tanan' ilay voampanga ka afaka izy raha toa ka tsy miempaka akory ny tanany, satria filazana izany fa tsy nanao ny hadisoana niampangana azy 1zy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel