Dikan'ny teny : tsobohana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tsobohina (tsoboka) mt. pdr, na rat. ih. (tsobohy): Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohan' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy ter?, ~ Itana robohina: Tsy azo tsobohina ity rano ity fa tena be voay mihitsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel