Dikan'ny teny : tsoboka

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Fidinana ho ao anaty rano; roboka; fidirana ao anaty zavatra. - t.i.f.:Tsobohana, tsobohina, atsoboka, voatsoboka, tafatsoboka 1 manatsoboka, fanatsoboka, mpanatsoboka 1 anatsobohana, fanatsobohana, mitsoboka, fitsoboka, mpitsoboka 1 itsobohana, fitsobohana 1 mahatsoboka l tsobotsoboka. * Ohab.: Aza manao tsobodranon-dRamiangaly ka raha marivo hirosoana, raha lait-na hihemorana: ilazana ireo olona tsy mety manao zavatra sarotra fa ny mora ihany no ataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel