Dikan'ny teny : tsofa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiasana misy nifinifiny fanapahana hazo na vy. 1 t.i,f.: Tsifana, atsofa, voatsofa 1 manatsofa, fanatsofa, mpanatsofa 1 anatsofana, fanatsofana l mitsofa, fitsofa, mpitsofa 1 itsofana, fitsofana 1 mahatsofa 1 tsofatsofa 1 mitsofatsofa. - F,-p.: Tsofo didiravina: karazan-tsofa kely fisaka misy fitazonana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel