Dikan'ny teny : tsofana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsofa) mt. ih. (tsofĂ o): Tapahina amin'ny tsofa: Tsofao kely re ity hazo ity alohan'ny handehananao, Tsofina (tsoka) mt. ih, (tsofy): Andefasana rivotra amin'ny vava: TsofY ny firo. Tsofina ny afo. 1 Esorina ny vovoka. 1 Ampanenoina: Raha uao tonga ny Ftloham-pirenena dia notsofina ny bingona, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel