Dikan'ny teny : tsofoka

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Fidirana ao anatin' ny,,.; fandrosoana ho ao afovoan'ny... i t.tf.: Tsofohana, atsofoka, voatsofoka, tafatsofokalmanatsofoka, fanatsofoka, mpanatsofoka 1 anatsofohana, fanatsofohana 1 mitsofoka, fitsofoka, mpitsofoka 1 itsofohana, fitsofohana 1 mahatsofoka 1 tsofotsofoka. Ahitsio
2 na Sisika: Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, oh. -in- atsofoka ao aorlan'ny f amin'ny teny hoe "fidy" dia ahazoana ny hoe finidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel