Dikan'ny teny : tsoforana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsofotra) mt. pdr. na ih. (tsofory): Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon'ilay fahaualo ka maty nitsitra teo no ho eo ihany. ~ Ampirehetina: No ts oforan'ilay mioramtia ny tafondrony dia Jasa nandositra izy, ? Asiana, petahana: Tsoforana uy mena mivaivay ny kekerin 'ny aUka romotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel