Dikan'ny teny : tsofotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Milentika, maty, tafasoka, nisoka: Tsofotra ity ny masoandro nefa mbola tsy niverina ihany izy. / Niasa teto aho mandra-pahatsofotry ny andro. 1 Fandentehana zavatra ao anatin' ny... - t.i.f.: Tsoforana, atsofotra, voatsofotra / manatsofotra, fanatsofotra, mpanatsofotra, anatsoforana, fanatsoforana / mitsofotra, fitsofotra / mahatsofotra / tsofotsofotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel